|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 rire
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sisin-tanety. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4flanc de montagne. [Taisaka] [1.82]
Voambolana  5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/3)6 rire    
Sokajin-teny  7 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  8hehy, fihomehy, kikikiky, hanihany. [1.9]
9hehy, fihomehezana. [1.8]

Teny iditra (3/3)10 rire    
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12mihohehy, mikikikiky, mihanihany, mitsiky. [1.9]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12