|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihomehezana |
| Fototeny | 2hehy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy.
5Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6laughter; a laughingstock.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7le rire.
[1.8] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|