|
|
|
|

Teny iditra1 rezareza
Fototeny  2reza
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  21reza

Fivaditsoratra  22 rezareza, 23 zerazera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19