|
|
|
|

Teny iditra1 senoka
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao.
4Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy.
5Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tovy hevitra  8senotsenoka

Fivaditsoratra  9 kesona, 10 konesa, 11 senoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19