|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rendrika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana.
4Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay. 5Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy. 6Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao. 7Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8melted (of metals).
9wrecked (of a ship). 10fast asleep. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11chaviré, coulé dans l'eau.
12fondu, liquifié, ce dit des métaux. 13bien tissé, bien repassé. 14plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à. [1.3#524] 15fondu (se dit des métaux). 16naufragé. 17bien endormi. [1.8] |
| Ohatra |
18 Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika.
[2.113]
19 Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928] 20 Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 40Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|