|
|
|
|

Teny iditra1 miretsidretsika
Fototeny  2retsidretsika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandre volivoly.
5Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity.
6(valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10miretsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12