|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 renisoratra |
| Singan-teny | 2reny, 3soratra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a written consonnant.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6consonne.
[1.5] 7une consonne écrite. [3.1] |
| Ohatra |
8 Baka an-tendrony: baka: tahaka ny renisoratra V izany, misaraka roa ny tendrony.
[2.245#19]
9 Manaraka izany, ireto renisoratra " f" sy " 1 " sy " m " sy " n " sy ny sisa, dia tsy ilaina ny manoratra azy in-droa ary tsy ilaina ny manova ny fanonona azy na misy zanany eo akaikiny na tsia. [2.528#73] |
| Voambolana | 10 Haiteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny abidia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|