|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 reniomby |
| Singan-teny | 2reny, 3omby |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5vache qui a vêlé.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony.
[2.332]
7 Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Haibiby: mampinono |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 reniomby |
| Singan-teny | 13reny, 14omby |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16(de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement).
17Ce sont surtout :. [Betsileo] 18(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. 19(Orobanchaceae). 20Signalé par Descheemaeker.. 21(2) Dialypetalum humbertianum E. 22Wimm. 23(Campanulaceae). 24Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. 25Nom relevé en compagnie de M. 26Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra.. [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|