|
|
|
|

Teny iditra1 reniben-kevitra
Singan-teny  2reny, 3be, 4hevitra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ny tena fototra niteraka ny fihevitra dinihina, ny antony nahatonga ny fisainana. [1.1]
Voambolana  7 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11