|
|
|
|

Teny iditra1 rendrika vao nahazo amalona
Singan-teny  2rendrika, 3vao, 4mahazo, 5amalona
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7fiteny enti-milaza olona tratran' ny loza mahamay kanjo dia izany no nahazoany soa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12