|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrendrehana |
| Fototeny | 2rendrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray.
5Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy. 6Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu.
[1.3#524] |
| Ohatra |
8 Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy;
[2.366#]
9 Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996#] |
| Kamban-teny rehetra | 10vilanibe fandrendreham-by |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|