|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrendrika |
| Fototeny | 2rendrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy.
5Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany. 6Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy. 7Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny. 8Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana. [1.1] 9mampiempo, na manempo. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10to melt, to cast (metals); to wreck.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner.
[1.8] 12fondre. [1.13] |
| Ohatra |
13 tsy firaka hiaraha-mandrendrika
[2.131]
14 mandrendrika anay Rabodolahy ka lazainay anao! [2.508] 15 Ny aty kosa, tsy ireo mahery, fa kijeja malemy, mieriery, nefa mandrendrika irony sambo satria miray hina tsy matin-kambo. [1.300] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20mandrendri-bahoaka |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|