|
|
|
|

Teny iditra1 ravintoto
Singan-teny  2ravina, 3toto
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ravi-mangahazo totoina, izay andrahoina miaraka amin' ny hena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6pounded manioc : leaves cooked with pork. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7purée de feuilles de manioc cuite. [1.8]
8(de ravina : feuilles ; et toto : écrasées au mortier).
9Feuilles fraîches de manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae), écrasées et consommées après cuisson avec le riz.
10Nom cité par Malzac.. [Merina] [1.196]
Ohatra  11 Atý ny potipotikena sy ravintoto e! [2.499]
Voambolana  12 Toe-karena: hanina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02