|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rava hatreo ny fihavanana |
| Singan-teny | 2rava, 3hatra, 4eo, 5fihavanana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7enti-milaza ny fahatapahan' ny firaisana ara-pifankatiavana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|