|
|
|
|

Teny iditra1 mankarary
Fototeny  2rary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny.
5Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02