|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rariny
Fototeny  2rary
Sokajin-teny  3 anarana rary sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4Fitsarana araka ny tokony ho izy, izay mirary tsara, izany hoe miady masony tsara tanteraka: Tsy rariny raha karama varimasaka no omenao ny mpiasa, nefa miasa andro aman' alina izy ireo.
5(Tsara homarihina fa ny hitsiny dia fitsarana araka ny tokony izy, izay mahitsy tsy misy olakolaka, ary ny marina, fitsarana araka ny tokony ho izy, izay marin-tampona tsy misy avo sy iva). [1.1]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 10 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)7 rariny
Fototeny  8rary
Sokajin-teny  9 matoantenin' ny iharana rarina sy mpisolo

Fivaditsoratra  10 rariny, 11 ririna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02