|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rarina
Fototeny  2rary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 rarina
Fototeny  10rary
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13to be plaited, to be woven. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14qu'on tresse. [1.8]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  19 Ranary, 20 rarina, 21 rirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12