|
|
|
|

Teny iditra1 ranovisy
Singan-teny  2rano, 3Visy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy. [1.1]
Ohatra  6 ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro. [2.59#339]
7 Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tsipelina hafa  9rano visy

Fivaditsoratra  10 ranovisy, 11 vosirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02