|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 trambo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3perfidie, malheur, conséquence funeste. [1.3#739]
Kamban-teny rehetra  4ladinintrambo

Teny iditra (2/2)5 trambo
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Karazam-bibikely maro tongotra misy poizina ny kaikiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8le cent-pieds. [1.3#739]
Voambolana  9 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 trambo, 13 tromba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02