|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ranoka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava. [1.1]
Kamban-teny rehetra  4Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)5 ranoka
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir. [1.3#510]
Voambolana  8 Fahasalamana

Teny iditra (3/3)9 ranoka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary. [1.1]
12zaka afaka mikoriana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13liquide, fluide. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  18 Fizìka
Tovy hevitra  19ara-dranoka
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 9 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 ankora, 22 korana, 23 Nakora, 24 Okrana, 25 ranoka, 26 rokàna, 27 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08