|
|
|
|

Teny iditra1 mandranoka
Fototeny  2ranoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao.
5Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary.
6Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be sickly, to be an invalid.
8It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc.. [1.2]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Voambolana  12 Fahasalamana

Fivaditsoratra  13 manandroka, 14 mandranoka, 15 mandronaka, 16 manondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12