|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fandranoka |
| Fototeny | 2ranoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra na olona mandranoka, efa osa izaitsizy.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fandranoka |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7taova fihary ranoka.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8glande.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Fivaditsoratra | 10 fanandroka, 11 fandranoka, 12 fandronaka, 13 fanondraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|