|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ranjoana
Fototeny  2ranjo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny zaza tazonina ny ranjony rehefa didiana atao hasoavana na forana.
5Bebe ranjo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9 ranjoana
Fototeny  10ranjo
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  12a word used in urging mourners to rouse themselves to attend to their personal wants. [1.2]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  16tsy ny maty no ranjoana fa ny velona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08