|
|
|
|

Teny iditra1 ranirany
Sokajin-teny  2 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3Toetran' ny zavatra lava sady matsilotsilo ny lohany, na toetran' ny taolana mitrikitriky eny amin' ny tava na tratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Comp ranitra. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10 ranirany, 11 Ranirina, 12 rinarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19