|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miranirany |
| Fototeny | 2ranirany |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5long and sharp, as the blade of a knife or a razor..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany.
[2.470]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|