|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rañalahy |
| Singan-teny | 2rana, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5antidahy.
[Tambahoaka]
[1.78] 6rangahy. [Taisaka] [1.78] 7lahy antitra, rangahibe: Rañalahy kendam-bodiakoho, efa nomem-boninahitra vao mitsokofoña. [Tanala] [1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 8 ranalahy |
| Singan-teny | 9rana, 10lahy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12a bull with no hump.
13Comp Omby Rana.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14taureau descendant de ceux introduits de France par Mr.
15Laborde. [1.3#505] 16(récent) Le nom de ranalahy a été donné au Cerf, animal introduit.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
17 Taorian' izay koa, injay fa nitrena mafy ny ranalahy tery ambony hazo.
[2.643#74]
|
| Voambolana | 18 Haibiby: mampinono |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 20 ranalahy |
| Singan-teny | 21rana, 22lahy |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24(récent) Le nom de ranalahy a été donné au Cerf, animal introduit ; puis les horticulteurs l'ont appliqué aux platycerium (Polypodiaceae).
25Platycerium alcicorne Desv. 26(Polypodiaceae), introduit en Europe comme plante d'ornement, doit son nom scientifique « corne de cerf » à la même analogie qui a frappé les Malgaches. 27Parmi les espèces endémiques, la plus curieuse est certainement Platycerium madagascariense Baker (Polypodiaceae). 28Cette espèce vit en symbiose avec une magnifique Orchidée, Cymbidiella rhodochila Rolfe.(Orchidaceae). 29Un horticulteur malgache, H. 30Razafindratsira fut longtemps le seul spécialiste de cette culture associée du platycerium et de son Orchidée symbiote.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 32 lanahary, 33 rahalina, 34 rañalahy, ranalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|