|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3(pour rano) venu par eau, par mer. [1.3#505]
Kamban-teny rehetra  4omby rana

Teny iditra (2/2)5 rana
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Omby vahiny tsy misy trafo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8boeufs importés de France. [1.54]
9le plus souvent prononcé ragna.
10D'après Dubois, désigne les branchages, les basses branches qui font obstacle à la marche.
11Pris adjectivement, le même mot qualifie les animaux ou les gens de grande taille ; plus récemment, il a pris le sens d'animaux introduits de l'extérieur parce que ceux-ci étaient souvent de plus grand format.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  12 Haibiby: mampinono
Mpanahaka  13 ombymanga, 14 omby, 15 ombilahy, 16 vantotrombivavy
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  18 nara, 19 rana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02