|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manenjana
Fototeny  2henjana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy.
5Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to stretch tight; to carry out discipline strictly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7raidir, tendre. [1.3, 1.8, 1.13]
8résister. [1.3]
9appliquer une discipline sévère. [1.8]
10baleiner. [1.13]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16 manenjàna
Fototeny  17henjana
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manenjana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  19 mananjeña, 20 manenjana, manenjàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02