|
|
|
|

Teny iditra1 raindahiny
Singan-teny  2ray, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6famous for what he does (often derogatory). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui a déjà un certain âge, expérimenté. [1.8]
Ohatra  8 Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#]
Mpanahaka  9 ampingaloha, 10 elanihetezana, 11 goaikaantitra, 12 kalazalahy, 13 maindambana, 14 maintimolaly, 15 menavazana, 16 ombalahybevozona, 17 sifotraantitra, 18 zadraharaha, 19 zanakombytsyampianarindomano
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02