|
|
|
|

Teny iditra1 kalazalahy
Singan-teny  2kalaza, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a champion, a very clever man. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6célèbre, expert dans un domaine, champion. [1.5]
7champion, homme très habile. [1.8]
Ohatra  8 Ny mpiloka atsipilavaka efa kalazalahy iny mandehan-deha mitety vohitra mitady izay hanao aminy. [1.437#]
9 Noheveriny fa manamboninahitra ambony frantsay tena kalazalahy no nisaina ny tetika sy nanao ny lamina rehetra nahitany faisana. [2.472#]
Tovy hevitra  10kalaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12