|
|
|
|

Teny iditra1 raha tsy izany
Singan-teny  2raha, 3tsy, 4izany
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6else. [1.17.fr#35]
7sinon: Atsaharo izany resaka izany, fa raha tsy izany handeha aho (Cessez ce discours, sinon je me retire). [1.4.fr#764]
8sinon: Ndeha haka fiarakaretsaka, raha tsy izany dia ho tratra aoriana isika (Prenons un taxi, sinon nous serons en retard). [1.66.fr#868]

Fivaditsoratra  9 izany raha tsy ..., 10 raha tsy izany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11