|
|
|
|

Teny iditra1 rahateo
Singan-teny  2raha, 3t~, 4eo
Sokajin-teny  5 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7already. [1.2, 1.7]
8heretofore, beforehand. [1.2]
9in advance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10déjà. [1.3, 1.8]
11auparavant. [1.3]
12à l'avance. [1.3]
13d'avance. [1.8]
Ohatra  14 Tao rahateo koa no nihinanana. [2.472]
15 Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo. [2.470]
Voambolana  16 Fotoana

Fivaditsoratra  17 ahareto, 18 aretaho, 19 rahateo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11