|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rahampitso |
| Singan-teny | 2raha, 3ampitso |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6tomorrow; lit.
7when tomorrow. 8See ampitso. [1.2] 9tomorrow. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10demain.
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
11 Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao?
[2.471]
12 Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472] |
| Voambolana | 13 Fotoana |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|