|
|
|
|

Teny iditra1 raha jaka dia jaka tokoa
Singan-teny  2raha, 3jaka, 4tokoa
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6teny atao rehefa manolotra ny jakam-pandroana ka entina miala tsiny amin' ny hakelin' ny zavatra atolotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12