|
|
|
|

Teny iditra1 raha efa
Singan-teny  2raha, 3efa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe "vita" ny "efa" ka ampiasaina ho solo-matoanteny: Raha efa izany dia nitsangana izy nikabary. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12