|
|
|
|

Teny iditra1 rafozambavy
Singan-teny  2rafozana, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5mother-in-law. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6la belle-mère. [1.3, 1.8]
Ohatra  7 ny rafozambavy amin' ny vinantony vavy, ary ny vinantovavy amin' ny rafozany vavy. [2.996#]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12