|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 penina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a pen. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5plume à écrire. [1.8]
Ohatra  6 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8 Penina
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10Peninnah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11Peninna. [2.996]
Voambolana  12 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  13Toko sy andininy momba Penina

Fivaditsoratra  14 penina, Penina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03