|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ozona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a curse.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5malédiction, imprécation.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 26 ompa, 27 sahato, 28 sariko, 29 tsitsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|