|
|
|
|

Teny iditra1 fiozona
Fototeny  2ozona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina miozona, izany hoe miantso loza ho an' ny tena raha toa ka mivadika amin' ny fianianana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fiozona, 6 fozaony, 7 fozoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12