|
|
|
|

Teny iditra1 oriory
Fototeny  2ory
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza. [2.499]
5 leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe: [2.529]
6 Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na. [2.5]
7 Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. [2.470]

Fivaditsoratra  8 iroroy, 9 oriory, 10 riorio

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29