|
|
|
|

Teny iditra1 oniversite
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4university. [1.209]
Ohatra  5 Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite. [2.356]
6 Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. [4.27]
Voambolana  7 Fianarana
Tovy hevitra  8anjerimanontolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12