|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anjerimanontolo |
| Singan-teny | 2jery, 3manontolo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6university.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7université.
[1.66] |
| Ohatra |
8 Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo.
[4.27]
9 Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503] |
| Voambolana | 10 Fianarana |
| Tovy hevitra | 11oniversite |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|