|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ompana
Fototeny  2ompa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho.
5Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy.
6Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be reviled, to be abused.. [1.2]
8to be abused with foul language. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste. [1.3#464]
10à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions. [1.8]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)16 ompana
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19action d'attacher des objets ensemble. [1.3#465]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  26 ampo~na, 27 mañapo, 28 mañopa, 29 mpanao, 30 mpanoa, 31 ompana, 32 pañoma

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08