|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiompana |
| Fototeny | 2ompa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the use of foul or abusive language.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6manière de maudire.
[1.3] 7malédiction d'inceste, propos ordurier. [1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 8 fiompana |
| Fototeny | 9ompana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Fomba na toetran'ny zavatra miompana, miraikitra, mipetaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12l'état de ce qui est attaché à.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 ampifona, 14 fiompana, 15 mañifa-po, 16 mpifanao, 17 mpiofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|