|
|
|
|

Teny iditra1 aompana
Fototeny  2ompana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy.
5Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be tied to.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ampanoa, 12 aompana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12