|
|
|
|

Teny iditra1 omby manga
Singan-teny  2omby, 3manga
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [ombimanga] 5omby dia. [Sihanaka] [1.78]
6omby dia na haolo; omby dia tsy misy trafo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7wild cattle. [1.2]
8wild (feral) cattle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9boeufs sauvages sans bosse. [1.3]
10boeuf sauvage. [1.54, 1.8]
Voambolana  11 Haibiby: mampinono
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02