|
|
|
|

Teny iditra1 ombalahy lafon' ny feony
Singan-teny  2ombalahy, 3lafo, 4feo
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6olona tsy dia misy vidiny firy fa be vava fotsiny. [1.1]
Tovy hevitra  7ombalahy lafon' ny vavany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12