|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ombalahy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3lahin' omby; iantsoana koa ny olo-mahery sy malaza.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a bull.
5A corruption of ombilahy. 6See ombe, omby. [1.2] 7a bull. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8taureau.
[1.3, 2.415, 1.8] 9boeuf mâle. [1.3] |
| Ohatra |
10 Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity.
[2.470]
11 Tsy nampiady ombalahy Andrianampoinimerina. [2.48] |
| Voambolana | 12 Haibiby: mampinono |
| Mpanahaka | 13 ombymanga, 14 omby, 15 ombilahy, 16 rana, 17 vantotrombivavy |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 ombalahy |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22homme célèbre, guerrier distingué.
[1.3] 23se disait des hommes de guerre et des gens illustres. [2.415] |
| Fivaditsoratra | 24 ambiloha, 25 ombalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|