|
|
|
|

Teny iditra1 ny toky fitaka, ny atao no hita
Singan-teny  2toky, 3fitaka, 4atao, 5no, 6hita
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny asa atao no tena azo ianteherana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11