|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ombana |
| Fototeny | 2omba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be accompanied by, to be associated with..
[1.2] 6to be covered, to be protected. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on couvre, qu'on protège.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana.
[2.442]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ambano, 15 anambo, 16 banoma, 17 manabo, 18 naomba, 19 ombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|